英文字典中文字典Word104.com



中文字典辭典   英文字典 a   b   c   d   e   f   g   h   i   j   k   l   m   n   o   p   q   r   s   t   u   v   w   x   y   z   


安裝中文字典英文字典辭典工具!

安裝中文字典英文字典辭典工具!








  • Forum - Dinika Serasera. org - Login
    Tonga soa eto amin'ny takelaky ny forum serasera org Toerana hifampidinihina sy hifampiresahana Raha efa mpikambana ianao dia ampidiro ny solonanarana sy tenimiafina Raha mbola tsy mpikambana dia afaka misoratra anarana
  • TSY HIFAMPIRAHARAHA INTSONY TGV - forum. serasera. org
    Marina ny any TGV ,hita fa fiatsarambelatsihy fotsiny ilay izy ,rehefa en positio de force TGV dia mody mampalahelo ,mifona ,fa rehefa hita fa miha mihena ny olona eny @ 13 mai dia ,vonoy ,gadrao ,sambory ,izany ny ao an-tsainy Ravalo ,mody hoe hifgampiraharaha ,nefa en meme temps mitady izay hanasarahana ny miaramila ,sy hamonoana ny capsat indray ,dia efa vita io mission io dia ,hananihany
  • crn tany toamasina - forum. serasera. org
    Olona eo amin ny telo arivo teo no nanaraka ny fanehoakevitra izay nataon ny crn tany toamasina Nilamina ny teny amin ny Kianja nanaovana ny hetsika ary dia tsy niova ny fandehan ny tantara fa dia mbola eny ihany ny satroka penjy fanaovan Ingahy Zafy ka mampahatsiaro ny andron ny Herivelona taloha zany eo ihany fa ny zava dehibe tany dia ny 'hozongozony io fitondrana io dia hidaboka
  • Ny mafy indrindra . . . - forum. serasera. org
    Miala tsiny @ ise ry namana methode raha izao vao mahita an\'izy ity fa tsy dia mba mijery oty rubrique ity aho Koa dia mamangy ny fahoriana an\'ise sy ny fianakavian\'ise zany ny tenako na dia efa somary tara ary Maherefa fa izany no lahatr\'Andriamanitra e Tombon-dalana ny azy fa isika mbola hanaraka avokoa Mafy tokoa ny nahazo an\'ise nefa atao ahoana fa izany no lahatra Aza missosoka
  • Ny silamo sy ny fanambadihana hataony sasany - Forum serasera
    Vaovao vao nande teo tamin'ny TV - rangahy silamo 58 taona anakiray natao raharaham-panambadihana amin'ny ankizivavy silamo vao 8 taona - rangahy silamo 30 taona anakiray natao raharaham-panambadihana amin'ny ankizivavy silamo vao 11 taona Normaly ve izany:?:
  • tongotra mangidihidy - forum. serasera. org
    saika mba hanotany ahy sao mba misy mahalala , sao dia misy mahalala hoe inona ny mahatonga ny ratsatongotra mangidihidy sa vokatrin'ny hatsika ve?? satria t@fotoanan'ny hafanana dia tsy naheno mangididy aho nefa izao , ka sao misy mahalala hoe inona no tokony hatao?
  • Ohabolana mahatsikaiky nefa mahakasika antsika rehetra
    Hamaly novalian'i Stretch ny 02 03 2007 18:17 2 nikopol ( 22 02 2007 18:47) "mahavoa indroa toy ny mpanihika, ny tsondro azo ny fivaviana voasasa" Hamaly 3 xxx ( 22 02 2007 18:56) :evil: Hamaly 4 nikopol ( 22 02 2007 19:13) " aza manao toy ny rafaotsy be tratra nagala-pary, ny fary tsy azo ny fivaviana feno lay" tena nahay nandinikina ny ntaolo malagasy Hamaly 5 simplex ( 22 02 2007 19:19
  • Misehoa amin\ny finoanao. - forum. serasera. org
    Raha misy fiangonana milaza fa mbola ilaina ny mitandrina ny didin\'Atra,ary Jesoa no ifoteran\'ny finoana dia anisan\'izany fiangonana izany aho


















中文字典-英文字典  2005-2009

|中文姓名英譯,姓名翻譯 |简体中文英文字典